|
|
|
|

Entry kanefa
Part of speech conjunction [Full list]
 Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1]
Synonyms nefa ~ anefa ~ kandrefa

Updated on 2009/02/23