|
|
|
|

Entry anefa
Part of speech conjunction [Full list]
 Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka [1.1]
 But (same as kanefa but used in slightly different ways) [1.7]
 Mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) [1.8]
Synonyms nefa ~ kanefa ~ kandrefa

Updated on 2012/03/04