|
|
|
|

Entry kajakaja
Part of speech noun
  [Sakalava] Masom-by na mason-tady amin' ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan' ny botry na ny sambo [1.1]
Vocabulary 

Entry kajakaja
Part of speech noun
 Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana [1.1]
 Soin, souci de ceux qui ont la direction, l’intendance, la responsabilité de... [1.3]
Derivatives 

Updated on 2017/08/06