|
|
|
|

Entry fikajakajana (kajakaja)
Part of speech noun
 Fikarakarana, fanolokoloana, famboarana, fitandremana: Ny fikajakajanareo ny biby sy ny toerany no mampahomby ny fiompianareo [1.1]

Updated on 2023/01/20