|
|
|
|

Entry jijy
Part of speech noun
  [Tsimihety] Tantara am-bava, hira entina mitanisa zavatra [1.1]

Entry jijy
Part of speech noun
 Fisonenehana tsara eo am-pandihizana (tandrimo), fikaliana; fihinanana tsikelikely [1.1]
Derivatives 

Entry jijy
Part of speech noun
 Lalao kanety ampanatonina toikelikely ny vava lavaka
Fanaovana na fandaniana tsikelikely
Fampandihizana (tandrimo) hisonenika tsara [1.1]
Derivatives 

Entry jijy
Part of speech active verb
  [Bara] Miandry elabe [1.78]

Updated on 2017/04/02