| Entry | jijina (jijy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon' ny mpilalao kanety izay ampanatonina tsikelikely ny vava lavaka, kalina Tsihifina, alaina na hanina tsikelikely: Nojijin' ny adala ny vola tao ambatan-drainibeny [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/04/08 |
|