| Entry | ihany | |
| Part of speech | adverb | |
| Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao [1.1] | ||
| Only, just, tolerably [1.7] | ||
| Seulement, même; vraiment [1.8] | ||
| Analogs | fotsiny ~ monja | |
| Updated on 2023/06/27 |
|