|
|
|
|

Entry horohoro
Part of speech noun
 Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina
Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo [1.1]
 A trembling, a shudder [1.7]
 Tremblement, frémissement [1.8]
Examples Aizina indray izao tontolo izao, dia aizina feno horohoro. [2.5]
Derivatives 

Entry horohoro
Part of speech noun
 Karazan' ahitra [1.1]
  [Sihanaka] Karazan-jozoro madinika [1.78]
  [Bara] Comme horo. Ce nom s'applique surtout à la plante présentant des jeunes pousses que les boeufs parviennent encore à brouter. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2022/05/27