|
|
|
|

Entry horirana (rirana)
Part of speech noun
 Fandriana ka ny ila no atao ambany mandry; fijoroana tsy manatrika na miamboho fa ny ila an-kavia na havanana no tazana [1.1]
Derivatives 

Updated on 2023/01/05