|
|
|
|

Entry ahorirana (horirana)
Part of speech passive verb
 Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy [1.1]
 To be set on edge [1.7]
 Qu'on pose obliquement, incliné; qu'on met sur le côté [1.8]
Examples Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany. [1.519]
Morphology 
Present : ahorirana, ahorirako, ahoriranao, ahorirany, ahorirantsika, ahoriranay, ahoriranareo, ahoriran', ahoriran-, ahoriram-, ahorira-
Past : nahorirana, nahorirako, nahoriranao, nahorirany, nahorirantsika, nahoriranay, nahoriranareo, nahoriran', nahoriran-, nahoriram-, nahorira-
Future : hahorirana, hahorirako, hahoriranao, hahorirany, hahorirantsika, hahoriranay, hahoriranareo, hahoriran', hahoriran-, hahoriram-, hahorira-
Imperative : ahorirano

Updated on 2023/01/19