|
|
|
|

Entry hohy
Part of speech noun
 Fihadiana tany mitsi-poretika sady tsy lasa lalina; fihadiana ny tany etsy sy eroa amin' ny tanana na ny tongotra; fangatahana tsy misy fiatoana hahazoana na hahafantaran-javatra. [1.1]
Derivatives 

Updated on 2009/02/23