| Entry | hohazana (hohy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|