|
|
|
|

Entry himpina
Part of speech adjective
 Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany
Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra
Mitovy hevitra: feno hika ~ hiboka ~ hipoka ~ hivoka [1.1]
Other spellings 

Updated on 2013/10/15