|
|
|
|

Entry hivoka
Part of speech adjective
 Feno hika, feno hiboka: Fiara feno hivoka mpandeha [1.1]
Derivatives 

Entry hivoka
Part of speech noun
  [Bara] Ahitra lava be [1.78]
 Tany tsy vaky lay; lobolobo amin' ny tany lava volo [1.1]
 Savane [1.13]
  [Tankarana] Hautes herbes (collines). [1.19]
  [Betsileo] « Herbe longue et épaisse » « Dictionnaire du R.P. Dubois). Par extension, terres vierges, non défrichées : anaty hivoka. Équivalent de tany lava volo (merina). [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2022/05/25