| Entry | fiverenana (verina) | |
| Part of speech | noun | |
| Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|