|
|
|
|

Entry herinandro
Part of speech noun
Elementary words herina, andro
 Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha
Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io? [1.1]
 A week [1.7]
 Une semaine [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Herinandro ihany aho, dia tafaverina. [2.5]
2Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4]
3Efa herinandro mahery izay no lasa izy. [1.508]
4Dia nandeha lalana herinandro izy miandevo; [2.69]

Updated on 2023/05/17