|
|
|
|

Entry hazovato
Part of speech noun
Elementary words hazo, vato
 Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [1.1]
 Bois silicifié [1.13]
Vocabulary 
Synonyms vatoharana ~ vatohazo
Analogs  hazombato

Updated on 2024/12/31