| Entry |
hazon-damosina
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | hazo,
lamosina |
| | Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
|
| | The spinal bone, the spine. [1.2]
|
| | L'épine dorsale [1.3]
|
| | Colonne vertébrale [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples | Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
[2.472]
|
| Synonyms | |
|