|
|
|
|

Entry hazon-damosina
Part of speech noun
Elementary words hazo, lamosina
 Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
 The spinal bone, the spine. [1.2]
 L'épine dorsale [1.3]
 Colonne vertébrale [1.13]
Vocabulary 
Examples Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472]
Synonyms tohivany

Updated on 2023/08/26