| Entry |
haza
|
| Part of speech | noun
|
| | Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [1.1]
|
| | A chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot [1.2]
|
| | Something gotten by hunting or fishing, game [1.7]
|
| | [Tankarana]
Pêche au filet ; chasse. [1.19]
|
| | Butin de la chasse, produit de la pêche [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets.
[1.436]
|
| 2 | nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra.
[2.293]
|
|
| Derivatives |
| Analogs |
remby ~
toha |
| Article |
|