|
|
|
|

Entry fihaza (haza)
Part of speech noun or adjective
 Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka
Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza [1.1]
 Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher [1.3]
Examples Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona; [2.996]

Updated on 2023/01/09