|
|
|
|

Entry hatezana (teza)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra maharitra, ela vao simba na rovitra [1.1]
Synonyms hateza

Entry hatezana (teza)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zato taona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra [1.1]
Synonyms fahatezana

Updated on 2010/05/16