|
|
|
|

Entry fahatezana (teza)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zatotaona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra [1.1]
 Faharetana ela [1.13]
 Durabilité [1.13]

Updated on 2023/01/20