| Entry | hataka | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona:
Izao no hataka ataoko aminao Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò! Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray | |||||
| A request, a thing begged, alms. [1.2] | |||||
| A request, an entreaty [1.7] | |||||
| Demande, requête [1.3, 1.8, 1.5] | |||||
| Supplique, prière [1.3] | |||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | hataka | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa [1.1] | |||||
| Derivatives |
| ||||
| Entry | hataka | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Bara] Anaran-gidro madinika [1.78] | |||||
| [Tankarana] Animal nocturne. § tsìdika. [1.19] | |||||
| Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major Weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus) Small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon) [2.233] | |||||
| Grand chéirogale (Cheirogaleus major) Lépilemur (Lepilemur mustelinus) Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) [2.233] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Scientific name | Cheirogaleus major, Lepilemur microdon, Lepilemur mustelinus | ||||
| Analogs | tsidy ~ tsitsily ~ fitiliky ~ kotrika ~ trangalavaka | ||||
| Tables and plates | The Lemurs | ||||
| Entry | Hatàka | ||||
| Part of speech | name (biblical) | ||||
| Hatach [2.996] | |||||
| Hataq [2.996] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Synonyms | Atàka | ||||
| Updated on 2025/04/28 |
|