|
|
|
|

Entry fangataka (hataka)
Part of speech noun
 Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy
Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao [1.1]

Updated on 2023/01/20