|
|
|
|

Entry harevaka (revaka)
Part of speech noun
 Hatsara, fahatsara be haingo, be renty: Endre! izany harevaky ny tranompokonolona nandraisano ny vahiny manan-kaja [1.1]
Synonyms faharevaka

Updated on 2023/01/20