|
|
|
|

Entry faharevaka (revaka)
Part of speech noun
 Hatsara, fahatsara be haingo, be renty: Endre! izany faharevaky ny tranompokonolona nandraisano ny vahiny manan-kaja [1.1]
Synonyms harevaka

Updated on 2023/01/20