| Entry |
haratra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanakakasana ny volo amin' ny hareza na amin' ny lelan' antsy maranitra [1.1]
|
| | The act of shaving [1.7]
|
| | Action de se raser [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tandremo tsy haratra intsony ilay faritra.
[2.424]
|
| 2 | Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
[2.472]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
haratra
|
| Part of speech | noun
|
| | Hazo lava mampitohy ny tapenaka roa eo antenatenany ambony kely (haratra ambony) ary eo ambany (haratra ambany) andany roan' ny vovonana, ka ipetrahan' ny lohatrano [1.1]
|
| | [Sihanaka]
Hazo lolohavin'ny andriambo [1.78]
|
| | The purlins in the roof of a house. [1.2]
|
| | A purlin or lengthwise stringer under a roof [1.7]
|
| | Les pannes des toits [1.8]
|
| Analogs |
hara-boalavo ~
mitatao haratra ambany ~
mitatao haratra ambony |
|
| Entry |
haratra
|
| Part of speech | noun
|
| | aratra
[1.7]
|
| | aratra
[1.8]
|
|