|
|
|
|

Entry aharatra (haratra)
Part of speech passive verb
 Entina manaratra: Itỳ hareza itỳ aharatra ny volombavanao fa maranitra tsara [1.1]
 Avec quoi on rase [1.3]
Morphology 
Present : aharatra, aharatro, aharatrao, aharany, aharatsika, aharatray, aharatrareo, aharatr', ahara-, aharatry
Past : naharatra, naharatro, naharatrao, naharany, naharatsika, naharatray, naharatrareo, naharatr', nahara-, naharatry
Future : haharatra, haharatro, haharatrao, haharany, haharatsika, haharatray, haharatrareo, haharatr', hahara-, haharatry
Imperative : aharato

Updated on 2023/01/19