| Entry | haolohaolo (haolo) | |
| Part of speech | noun | |
| Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1] | ||
| Synonyms | haolo | |
| Updated on 2009/02/23 |
|