| Entry | haolo | |
| Part of speech | adjective | |
| Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1] | ||
| Wild, untamed, applied chiefly to wild cattle Easily soared, as birds frequently shot at [1.2] | ||
| Wild [1.7] | ||
| Sauvage [1.8] | ||
| Synonyms | haolohaolo | |
| Entry | haolo | |
| Part of speech | noun | |
| Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Origin | Explanations in English: awl. | |
| Updated on 2023/06/19 |
|