| Entry | handroina (handro) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary? (Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io: 1) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary? 2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary? Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra) [1.1] | |||||||||
| ahandroina [1.2] | |||||||||
| To be cooked [1.7] | |||||||||
| Qu'on fait cuire ou bouillir [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | ahandroina ~ andrahoina | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|