| Examples |
| 1 | Da nampamono akoho, hono, Rafotsiarifanahy, ka nasainy nandrahoina, ka nony masaka, dia naniraka ankizivavy roa izy hanatitra azy.
[2.293]
|
| 2 | koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina.
[2.996]
|
|
| Morphology |
| Present : |
andrahoina,
andrahoiko,
andrahoinao,
andrahoiny,
andrahointsika,
andrahoinay,
andrahoinareo,
andrahoin',
andrahoin-,
andrahoim-,
andrahoi- |
| Past : |
nandrahoina,
nandrahoiko,
nandrahoinao,
nandrahoiny,
nandrahointsika,
nandrahoinay,
nandrahoinareo,
nandrahoin',
nandrahoin-,
nandrahoim-,
nandrahoi- |
| Future : |
handrahoina,
handrahoiko,
handrahoinao,
handrahoiny,
handrahointsika,
handrahoinay,
handrahoinareo,
handrahoin',
handrahoin-,
handrahoim-,
handrahoi- |
| Imperative : |
andrahoy |
|