| Entry | hamatra (fatra) | |
| Part of speech | future of active verb mamatra | |
| Examples | eny, hamatra ny valin' ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha.
[2.996] | |
| Entry | hamatra | |
| Part of speech | adjective | |
| Deformed, maimed [1.2] | ||
| Entry | hamatra | |
| Part of speech | adjective | |
| Tsy fahita firy [1.13] | ||
| Rare [1.13] | ||
| Entry | hamatra | |
| Part of speech | noun | |
| Fifehezana na fanaratoana taolana tapaka mba hampitohy azy na tsy hihetsiketsehany [1.1] | ||
| A splint for supporting a broken limb, etc. [1.2] | ||
| éclisse, attelle [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | hamatra | |
| Part of speech | noun | |
| Bandin-takolaka marary Holatra amin' ny tarehy na vozona avy amin' ny fery sitrana; ny pentina na ny lelakomby amin' ny hoditra [1.1] | ||
| Faritra miavaka hafa loko noho ny hoditra rehetra ary nentina hatrany am-bohoka [1.13] | ||
| A disease of the skin [1.1] | ||
| Cicatrice, tache de la peau caractérisant certaines maladies, pustule, desquamation de lèpre [1.3] | ||
| Tache pigmentaire [1.13] | ||
| Vocabulary | ~ | |
| Entry | hamatra | |
| Part of speech | noun | |
| A shrub used as a medicine by the Sakalava. [1.2] | ||
| [Sakalava] (au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) ; les sommités fleuries sont administrées en infusions purgatives. [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Entry | hamatra | |
| Part of speech | noun | |
| [Mahafaly] (au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). Latex rubéfiant ; très dangereux s'il vient à pénétrer dans l'oeil. Il peut causer des cécités définitives. [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Aeschynomene sensitiva, Euphorbia stenoclada | |
| Updated on 2024/10/14 |
|