| Entry | hamarina (hamatra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Fehezina amin'ny hamatra na harato [1.1] | |||||||||
| Qu’on bande avec des éclisses [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | hamarana | ||||||||
| Entry | hamarina (marina (arina)) | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Toetran' ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin' ny tany eto mba hanaovana trano. / Tsy mino ny hamarin' ny zavatra lazaiko ve ianao? [1.1] | |||||||||
| Updated on 2023/02/14 |
|