|
|
|
|

Entry halozana (loza)
Part of speech noun
  [1.1]
 La gravité du mal, la sévérité, la cruauté [1.3]
Examples 
1Hay ny fahalalana sy ny fahaizana mety miray dia amin' ny halozana! [2.472]
2ahoana no hatao hampihavana ny halozana sy ny halemem-panahy tahaka ny nataon-drainao? [2.285]
Synonyms fahalozana

Updated on 2021/12/17