|
|
|
|

Entry halotra
Part of speech noun
 Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. [1.1]
  [1.2]
 Action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous
Figuré: arracher un secret [1.3]

Entry halotra
Part of speech noun
 Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana [1.1]
Vocabulary 
Examples Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy" [2.69]
Origin Explanations in French: halte!.

Entry halotra
Part of speech noun
  [Tambahoaka] aloka [1.78]

Entry halôtra
Part of speech noun
  [Tambahoaka] Moron-dranomasina [1.78]

Updated on 2025/03/06