|
|
|
|

Entry aloka
Part of speech noun
 Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1]
 A shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2]
  [Provincial] An umbrella, a parasol. See tandindona [1.2]
 Shelter; shade, shadow [1.7]
 Abri; ombre [1.8]
 Image, ombre. [Vocabulary: ] [1.13]
Examples 
1Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza. [2.470]
2Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324]
Morphology 
Simple : aloka, aloko, alokao, alony, alotsika, alokay, alokareo, alok', alo-, aloky
Derivatives 

Entry aloka
Part of speech noun
  [Betsileo] Matoatoa [1.78]
 Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1]

Entry alòka (loka)
Part of speech passive verb
 Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1]
Morphology 
Present : alòka, alòkako, alòkanao, alòkany, alòkatsika, alòkanay, alòkanareo, alòkan', alòkan-
Past : nalòka, nalòkako, nalòkanao, nalòkany, nalòkatsika, nalòkanay, nalòkanareo, nalòkan', nalòkan-
Future : halòka, halòkako, halòkanao, halòkany, halòkatsika, halòkanay, halòkanareo, halòkan', halòkan-
Imperative : alokao

Entry aloka (loka)
Part of speech passive verb
 Atsipy, atoraka, alefa [1.1]

Updated on 2023/08/11