| Entry | angalarina (halatra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay [1.1] | |||||||||
| To be stolen, to be taken away. [1.2] | |||||||||
| Examples | Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony.
[4.27] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/21 |
|