| Entry |
hahay
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | [Betsimisaraka]
Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
|
| | Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
| | Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Daubentonia madagascariensis |
| Synonyms | |
| Other spellings |
| Tables and plates |
|
|
| Entry |
hahay
(hay)
|
| Part of speech | future of active verb mahay
|
| Examples |
| 1 | Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy!
[2.356]
|
| 2 | Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina?
[2.499]
|
| 3 | Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha.
[2.528]
|
|
|