| Entry | hafahafa (hafa) | |
| Part of speech | adjective | |
| Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa Miolonolona Tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha [1.1] | ||
| Different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. [1.2] | ||
| Strange, bizarre [1.7] | ||
| Bizarre, étrange [1.3, 1.8] | ||
| Un peu différent, qui dévie du vrai [1.3] | ||
| Examples | Hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity
[2.470] | |
| Updated on 2025/06/13 |
|