| Entry | hafa fandry | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | hafa, fandry | |
| [Bezanozano] hafahafa [1.78] | ||
| Tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny [1.1] | ||
| Updated on 2025/06/13 |
|