| Entry |
goaika
|
| Part of speech | noun
|
| | Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1]
|
| | A crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2]
|
| | A crow [1.7]
|
| | Corbeau [2.415, 1.54, 1.8]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Corvus scapulatus |
| Examples |
| 1 | Fambara loza ve ity goaika tokana ity?
[2.643]
|
| 2 | ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona;
[2.293]
|
|
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
| Article |
| Illustrations |
|
|
| Entry |
goaika
|
| Part of speech | adjective
|
| | Se disait des choses semblables [2.415]
|
|