| Entry | fongatina (fongatra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | fongarina | ||||||||
| Updated on 2024/03/30 |
|