| Entry | fongarina (fongatra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Hadina avy ao anaty tany: Misy faty tadiavin' ny olona fongarina etoamin' ity toerona ity Velomina indray: Misy tsy tsara hofongarina ny fomba fahiny sasany Tsahivina indray, nefa efa navalon' ny fanadinoana: Aza fongarina ny hadisoana taloha [1.1] | |||||||||
| Qu’on sort, qu'on extrait, qu’on fouille, qu'on déterre, qu’on fait revivre, qu’on révèle: Fongarin ’ny vazaha hatraiza hatraiza ny volamena (Les Européens fouillent partout l’or) ~ Rakitra saro-bidy no nofongarina tao (On a déterré là un précieux trésor) ~ Tsy azo fongarina ny fanao sasany teo aloha (On ne peut pas faire revivre certains usages d’autrefois) [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | fongatina | ||||||||
| Updated on 2024/04/01 |
|