|
|
|
|

Entry fokontany
Part of speech noun
Elementary words foko, tany
  [Taisaka] Fizaran-tany amin'ny kantao [1.78]
 Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [1.1]
  [Taisaka] Les gens du clan [1.82]
Vocabulary 
Examples 
1Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny Fokontany. [2.606]
2manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27]
Analogs  faritany ~ fivondronana ~ firaisana
Quotes 

Updated on 2023/12/08