|
|
|
|

Entry firaisana (iray)
Part of speech noun
 Union; agreement [1.7]
 Union; accord [1.8]
 Rapport sexuel, accouplement [1.13]
Examples 
1Ho amin' ny firaisana no nahatongavany. [2.356]
2Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra. [2.332]
Analogs  filomiana

Entry firaisana (iray)
Part of speech noun
 Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
Vocabulary 
Synonyms firaisam-pokontany

Updated on 2023/09/09