|
|
|
|

Entry fody (ody)
Part of speech noun
 Fiverenana indray amin' ny teny natao, fiverenana indray amin' ny tompony teo aloha [1.1]
 Retourner au même maître, action de se dédire, de rompre un contrat [1.3]

Entry fody (ody)
Part of speech noun
 Fomba entina mody (any an-trano), na fomba entina mody (manao zavatra) [1.1]
 Manière de retourner [1.3]

Entry fody
Part of speech noun
  [Tanala] Rindrina (mirindrina) [1.78]

Entry fody
Part of speech noun
 Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [1.1]
 The Madagascar cardinal-bird, a species of weaver-finch. Foudia madagascariensis. It is also called the rice-bird, from the destruction it sometimes causes to the rice crops. During the breeding season the male bird is, except the wings, of a brilliant scarlet colour
Also another species of weaver-finch. Ploceus algondae [1.2]
 The rice-sparrow (the male is red in summer) [1.7]
 Cardinal [1.3, 1.54]
  Foudia madagascariensis [1.3]
 Petit oiseau qui fréquente les rizières : le mâle est rouge en été [1.8]
 Nom d'un petit oiseau dont le mâle est rouge en parure de noces [1.196]
Vocabulary 
Synonyms fitily

Entry fody
Part of speech noun
  [Merina] Variété de banane rouge à maturité, encore appelée akondro fody. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2025/03/03