| Entry |
fitily
|
| Part of speech | noun
|
| | Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [1.1]
|
| | A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller [1.2]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
|
| Entry |
fitily
|
| Part of speech | noun
|
| | [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur [1.2]
|
| | Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja) [2.233]
|
| | Microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja) [2.233]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Mirza coquereli |
| Synonyms | ~ ~ ~ |
| Tables and plates |
|
|
| Entry |
fitily
(tily)
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo [1.1]
|
|
| Entry |
fitily
(tily)
|
| Part of speech | noun
|
| | Kofehy taretra mena [1.1]
|
|