|
|
|
|

Entry fivembena (vembena (vena))
Part of speech noun
 Fomba na toetran' ny olona na zavatra mivembena, izany hoe mirondrona na tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilana atsy mivezina aroa [1.1]

Updated on 2023/01/20